plt_tn/ezk/27/10.md

12 lines
271 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro.
# lehilahy mpiadinao
"lehilahy izay niady tamin'ny adinao" na "nanompo toy ny mpiadinao"
# nampiseho ny famirapiratanao izy ireo
"nomen'izy ireo anao ny famirapiratanao!"