plt_tn/ezk/27/10.md

271 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro.

lehilahy mpiadinao

"lehilahy izay niady tamin'ny adinao" na "nanompo toy ny mpiadinao"

nampiseho ny famirapiratanao izy ireo

"nomen'izy ireo anao ny famirapiratanao!"