# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro. # lehilahy mpiadinao "lehilahy izay niady tamin'ny adinao" na "nanompo toy ny mpiadinao" # nampiseho ny famirapiratanao izy ireo "nomen'izy ireo anao ny famirapiratanao!"