plt_tn/ezk/20/15.md

20 lines
418 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.
# nanandratra ny tanako ihany koa Aho mba hianiana fianianana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 20:4.
# amin'izy ireo
"amin'ny ankohonan'Israely"
# Fa niantra azy ireo tamin'ny faharavàny ny masoko
DH: "fa mbola niantra azy ireo Aho" (UDB)
# tamin'ny faharavàny
"ary tsy nandrava azy ireo"