plt_tn/ezk/20/15.md

418 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.

nanandratra ny tanako ihany koa Aho mba hianiana fianianana

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 20:4.

amin'izy ireo

"amin'ny ankohonan'Israely"

Fa niantra azy ireo tamin'ny faharavàny ny masoko

DH: "fa mbola niantra azy ireo Aho" (UDB)

tamin'ny faharavàny

"ary tsy nandrava azy ireo"