# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely. # nanandratra ny tanako ihany koa Aho mba hianiana fianianana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 20:4. # amin'izy ireo "amin'ny ankohonan'Israely" # Fa niantra azy ireo tamin'ny faharavàny ny masoko DH: "fa mbola niantra azy ireo Aho" (UDB) # tamin'ny faharavàny "ary tsy nandrava azy ireo"