plt_tn/ezk/17/07.md

32 lines
859 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny fampidirana hoe "fa" dia mampiseho fa misy voromahery hafa ho faritana noho ilay iray teo aloha.
# voromahery lehibe
Vorona lava, mahery, ary mahavariana ny voromahery.
# indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ilay fampahafantarana manaitra izay manaraka eo.
# Ity voaloboka ity dia nampiodina ny fakany tamin'ny voromahery
DH: "nitombo nankany amin'ilay voromahery ny fakan'ilay voaloboka"
# mba ho voatondraka izany
DH: "mba ho voatondrak'ilay voromahery ilay voaloboka"
# Voavoly
DH: "nambolen'ilay voromahery voalohany ilay voaloboka"
# amoron'ny vatan-drano lehibe
DH: "eo amin'ny toerana izay feno rano"
# ka afaka mamokatra sampana sy mampitsimoka vokatra, mba ho lasa voaloboka mahafinaritra
"mba hamoaka rantsana sy voa ilay voaloboka ary ho voaloboka mahagaga"