plt_tn/ezk/17/07.md

859 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny fampidirana hoe "fa" dia mampiseho fa misy voromahery hafa ho faritana noho ilay iray teo aloha.

voromahery lehibe

Vorona lava, mahery, ary mahavariana ny voromahery.

indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ilay fampahafantarana manaitra izay manaraka eo.

Ity voaloboka ity dia nampiodina ny fakany tamin'ny voromahery

DH: "nitombo nankany amin'ilay voromahery ny fakan'ilay voaloboka"

mba ho voatondraka izany

DH: "mba ho voatondrak'ilay voromahery ilay voaloboka"

Voavoly

DH: "nambolen'ilay voromahery voalohany ilay voaloboka"

amoron'ny vatan-drano lehibe

DH: "eo amin'ny toerana izay feno rano"

ka afaka mamokatra sampana sy mampitsimoka vokatra, mba ho lasa voaloboka mahafinaritra

"mba hamoaka rantsana sy voa ilay voaloboka ary ho voaloboka mahagaga"