# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny fampidirana hoe "fa" dia mampiseho fa misy voromahery hafa ho faritana noho ilay iray teo aloha. # voromahery lehibe Vorona lava, mahery, ary mahavariana ny voromahery. # indro! Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ilay fampahafantarana manaitra izay manaraka eo. # Ity voaloboka ity dia nampiodina ny fakany tamin'ny voromahery DH: "nitombo nankany amin'ilay voromahery ny fakan'ilay voaloboka" # mba ho voatondraka izany DH: "mba ho voatondrak'ilay voromahery ilay voaloboka" # Voavoly DH: "nambolen'ilay voromahery voalohany ilay voaloboka" # amoron'ny vatan-drano lehibe DH: "eo amin'ny toerana izay feno rano" # ka afaka mamokatra sampana sy mampitsimoka vokatra, mba ho lasa voaloboka mahafinaritra "mba hamoaka rantsana sy voa ilay voaloboka ary ho voaloboka mahagaga"