plt_tn/ezk/14/06.md

430 B

ankohonan' Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

Mibebaha ary mialà amin'ny sampinareo! Omeo lamosina ny fahavetavetanareo rehetra

Ireo fehezanteny roa ireo dia samy fomba hilazana amin'ny vahoakan'Israely mba hijanona amin'ny fanompoan-tsampy.

Mibebaha ary mialà

Ireo teny hoe "mibebaha" sy "mialà" dia mitovy hevitra. Izy roa miaraka dia manamafy ny baiko mba hitsahatra amin'ny fanompoan-tsampy.