# ankohonan' Israely Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1. # Mibebaha ary mialà amin'ny sampinareo! Omeo lamosina ny fahavetavetanareo rehetra Ireo fehezanteny roa ireo dia samy fomba hilazana amin'ny vahoakan'Israely mba hijanona amin'ny fanompoan-tsampy. # Mibebaha ary mialà Ireo teny hoe "mibebaha" sy "mialà" dia mitovy hevitra. Izy roa miaraka dia manamafy ny baiko mba hitsahatra amin'ny fanompoan-tsampy.