plt_tn/ezk/14/06.md

12 lines
430 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ankohonan' Israely
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.
# Mibebaha ary mialà amin'ny sampinareo! Omeo lamosina ny fahavetavetanareo rehetra
Ireo fehezanteny roa ireo dia samy fomba hilazana amin'ny vahoakan'Israely mba hijanona amin'ny fanompoan-tsampy.
# Mibebaha ary mialà
Ireo teny hoe "mibebaha" sy "mialà" dia mitovy hevitra. Izy roa miaraka dia manamafy ny baiko mba hitsahatra amin'ny fanompoan-tsampy.