plt_tn/ezk/12/14.md

12 lines
442 B
Markdown

# handefa sabatra hanenjika azy ireo Aho
Ny teny hoe "sabatra" dia nampiasaina mba hanehoana tafin-dehilahy mitondra sabatra.
# rehefa haparitako eo amin'ireo firenena izy ireo ary haeliko manerana ireo tany
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. DH: "rehefa hampisarahako izy ireo ary hipetraka amin'ny firenena samihafa."
# amin'ny sabatra
Ny teny hoe "sabatra" dia maneho ny fahafatesana any an'ady. DH: "amin'ny fahafatesana"