plt_tn/ezk/12/14.md

442 B

handefa sabatra hanenjika azy ireo Aho

Ny teny hoe "sabatra" dia nampiasaina mba hanehoana tafin-dehilahy mitondra sabatra.

rehefa haparitako eo amin'ireo firenena izy ireo ary haeliko manerana ireo tany

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. DH: "rehefa hampisarahako izy ireo ary hipetraka amin'ny firenena samihafa."

amin'ny sabatra

Ny teny hoe "sabatra" dia maneho ny fahafatesana any an'ady. DH: "amin'ny fahafatesana"