# handefa sabatra hanenjika azy ireo Aho Ny teny hoe "sabatra" dia nampiasaina mba hanehoana tafin-dehilahy mitondra sabatra. # rehefa haparitako eo amin'ireo firenena izy ireo ary haeliko manerana ireo tany Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. DH: "rehefa hampisarahako izy ireo ary hipetraka amin'ny firenena samihafa." # amin'ny sabatra Ny teny hoe "sabatra" dia maneho ny fahafatesana any an'ady. DH: "amin'ny fahafatesana"