plt_tn/ezk/07/08.md

20 lines
832 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto no tenin'i Yaveh tamin'ny vahoakan'Israely.
# handraraka ny hatezerako aminao sy hameno ny havinirako aminao Aho
Yaveh dia mampiasa voambolana hoe "madraraka" sy "mameno" mba hampitahana ny fihetsiny an-katezerana amin'ny fandrarahana rano sy famenoana siny. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra ary manamafy ny fahasarotam-pon'ny fanasazian'i Yaveh. DH: "hanasazy mafy anao Aho satria tena tezitra mafy Aho."
# Fa ny masoko dia tsy hijery am-pangorahana
Ny hoe "ny masoko" dia midika hoe Andriamanitra mihitsy. "Fa tsy hijery am-pangorahana Aho"
# tsy hamindra fo anao Aho
"tsy handao anao ho tsy nanasazy anao Aho" na "hanasazy anao Aho"
# ireo fahavetavetanao dia ho eo anivonao ka hahafantatra ianao fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:3.