# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto no tenin'i Yaveh tamin'ny vahoakan'Israely. # handraraka ny hatezerako aminao sy hameno ny havinirako aminao Aho Yaveh dia mampiasa voambolana hoe "madraraka" sy "mameno" mba hampitahana ny fihetsiny an-katezerana amin'ny fandrarahana rano sy famenoana siny. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra ary manamafy ny fahasarotam-pon'ny fanasazian'i Yaveh. DH: "hanasazy mafy anao Aho satria tena tezitra mafy Aho." # Fa ny masoko dia tsy hijery am-pangorahana Ny hoe "ny masoko" dia midika hoe Andriamanitra mihitsy. "Fa tsy hijery am-pangorahana Aho" # tsy hamindra fo anao Aho "tsy handao anao ho tsy nanasazy anao Aho" na "hanasazy anao Aho" # ireo fahavetavetanao dia ho eo anivonao ka hahafantatra ianao fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:3.