plt_tn/ezk/07/08.md

832 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh tamin'ny vahoakan'Israely.

handraraka ny hatezerako aminao sy hameno ny havinirako aminao Aho

Yaveh dia mampiasa voambolana hoe "madraraka" sy "mameno" mba hampitahana ny fihetsiny an-katezerana amin'ny fandrarahana rano sy famenoana siny. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra ary manamafy ny fahasarotam-pon'ny fanasazian'i Yaveh. DH: "hanasazy mafy anao Aho satria tena tezitra mafy Aho."

Fa ny masoko dia tsy hijery am-pangorahana

Ny hoe "ny masoko" dia midika hoe Andriamanitra mihitsy. "Fa tsy hijery am-pangorahana Aho"

tsy hamindra fo anao Aho

"tsy handao anao ho tsy nanasazy anao Aho" na "hanasazy anao Aho"

ireo fahavetavetanao dia ho eo anivonao ka hahafantatra ianao fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:3.