plt_tn/ezk/06/04.md

519 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo dia tenin'i Yaveh amin'ireo vahoakan'Israely.

Dia ho lao ireo alitaranareo ary ho rava ireo andrinareo

"Tsy hisy na iza na iza hanompo any amin'ireo aliataranareo intsony ary ny fahavalonareo dia handrava an'ireo andrinareo"

hariako ... hametraka ... ary hanaparitaka

Yaveh dia niresaka fandefasana miaramila (6:1) mba hanao ireo zavatra ireo. DH: "handefa miaramila Aho mba hanary ... ho apetrak'izy ireo ... ary haparitaka."

ny faty

"ireo vahoakanao izay maty"