# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo dia tenin'i Yaveh amin'ireo vahoakan'Israely. # Dia ho lao ireo alitaranareo ary ho rava ireo andrinareo "Tsy hisy na iza na iza hanompo any amin'ireo aliataranareo intsony ary ny fahavalonareo dia handrava an'ireo andrinareo" # hariako ... hametraka ... ary hanaparitaka Yaveh dia niresaka fandefasana miaramila (6:1) mba hanao ireo zavatra ireo. DH: "handefa miaramila Aho mba hanary ... ho apetrak'izy ireo ... ary haparitaka." # ny faty "ireo vahoakanao izay maty"