plt_tn/ezk/06/04.md

16 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo dia tenin'i Yaveh amin'ireo vahoakan'Israely.
# Dia ho lao ireo alitaranareo ary ho rava ireo andrinareo
"Tsy hisy na iza na iza hanompo any amin'ireo aliataranareo intsony ary ny fahavalonareo dia handrava an'ireo andrinareo"
# hariako ... hametraka ... ary hanaparitaka
Yaveh dia niresaka fandefasana miaramila (6:1) mba hanao ireo zavatra ireo. DH: "handefa miaramila Aho mba hanary ... ho apetrak'izy ireo ... ary haparitaka."
# ny faty
"ireo vahoakanao izay maty"