plt_tn/ezk/01/22.md

12 lines
480 B
Markdown

# eloelo midadasika
Ny elo dia tahaka ny baolina poakaty izay notapahana teo amin'ny atsasany. Ny hoe "midadasika" dia midika hoe lehibe.
# krystaly mahatalanjona
"krystaly izay mahatalanjona ny olona rehefa mijery mijery izany izy ireo"
# Ireo zava-manan'aina dia samy nanana elatra roa nandrakotra ny tenany; samy nanana roa mba handrakofana ny vatany
"ireo zava-manan'aina tsirairay dia nanana elatra roa hafa koa, izay nampiasain'izy ireo handrakofana ny vatan'izy ireo"