# eloelo midadasika Ny elo dia tahaka ny baolina poakaty izay notapahana teo amin'ny atsasany. Ny hoe "midadasika" dia midika hoe lehibe. # krystaly mahatalanjona "krystaly izay mahatalanjona ny olona rehefa mijery mijery izany izy ireo" # Ireo zava-manan'aina dia samy nanana elatra roa nandrakotra ny tenany; samy nanana roa mba handrakofana ny vatany "ireo zava-manan'aina tsirairay dia nanana elatra roa hafa koa, izay nampiasain'izy ireo handrakofana ny vatan'izy ireo"