plt_tn/ezk/01/22.md

480 B

eloelo midadasika

Ny elo dia tahaka ny baolina poakaty izay notapahana teo amin'ny atsasany. Ny hoe "midadasika" dia midika hoe lehibe.

krystaly mahatalanjona

"krystaly izay mahatalanjona ny olona rehefa mijery mijery izany izy ireo"

Ireo zava-manan'aina dia samy nanana elatra roa nandrakotra ny tenany; samy nanana roa mba handrakofana ny vatany

"ireo zava-manan'aina tsirairay dia nanana elatra roa hafa koa, izay nampiasain'izy ireo handrakofana ny vatan'izy ireo"