plt_tn/ezk/01/15.md

693 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ezekiela manohy milaza ny momban'ny fahitany.

nisy kodia iray teo amin'ny tany teo ankilan'ireo zava-manan'aina

"nisy kodia iray teo amin'ny tany teo akaikin'ny tsairairay amin'ireo zava-manan'aina, kodia iray isakin'ny lalana natrehan'ireo zava-manan'aina"

Izao no fahitana sy firafitr'ireo kodia

"Izao no endrik'ireo kodia sy ny fomba nanaovana azy ireo"

tahaka ny krysolita

ny krysolita dia karazana vato mazava, sarobidy, matetika miloko mavo na ranom-bolamena. "mazava sy mavo tahaka ny vato krysolita" na "mazava sy mavo tahaka ny vato sarobidy"

samy nanana endrika mitovy izy efatra

"ireo kodia efatra dia samy nitovy endrika avokoa"