# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ezekiela manohy milaza ny momban'ny fahitany. # nisy kodia iray teo amin'ny tany teo ankilan'ireo zava-manan'aina "nisy kodia iray teo amin'ny tany teo akaikin'ny tsairairay amin'ireo zava-manan'aina, kodia iray isakin'ny lalana natrehan'ireo zava-manan'aina" # Izao no fahitana sy firafitr'ireo kodia "Izao no endrik'ireo kodia sy ny fomba nanaovana azy ireo" # tahaka ny krysolita ny krysolita dia karazana vato mazava, sarobidy, matetika miloko mavo na ranom-bolamena. "mazava sy mavo tahaka ny vato krysolita" na "mazava sy mavo tahaka ny vato sarobidy" # samy nanana endrika mitovy izy efatra "ireo kodia efatra dia samy nitovy endrika avokoa"