plt_tn/ezk/01/15.md

20 lines
693 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ezekiela manohy milaza ny momban'ny fahitany.
# nisy kodia iray teo amin'ny tany teo ankilan'ireo zava-manan'aina
"nisy kodia iray teo amin'ny tany teo akaikin'ny tsairairay amin'ireo zava-manan'aina, kodia iray isakin'ny lalana natrehan'ireo zava-manan'aina"
# Izao no fahitana sy firafitr'ireo kodia
"Izao no endrik'ireo kodia sy ny fomba nanaovana azy ireo"
# tahaka ny krysolita
ny krysolita dia karazana vato mazava, sarobidy, matetika miloko mavo na ranom-bolamena. "mazava sy mavo tahaka ny vato krysolita" na "mazava sy mavo tahaka ny vato sarobidy"
# samy nanana endrika mitovy izy efatra
"ireo kodia efatra dia samy nitovy endrika avokoa"