plt_tn/exo/20/18.md

24 lines
368 B
Markdown

# feo
"faneno"
# trendrombohitra nanetroka
"setroka avy amin'ny tendrombohitra"
# toran-kovitra izy ireo
"nangovitra tamin'ny tahotra izy ireo"
# nijoro avy lavitra
"nijoro teny lavitra" na "nijoro teny lavidavitra" (UDB)
# mba ho aminareo ny voninahiny, ary mba tsy hanotanareo
"mba hanome voninahitra azy ary tsy hanota ianareo"
# nanatona
"nanakaiky ny"