# feo "faneno" # trendrombohitra nanetroka "setroka avy amin'ny tendrombohitra" # toran-kovitra izy ireo "nangovitra tamin'ny tahotra izy ireo" # nijoro avy lavitra "nijoro teny lavitra" na "nijoro teny lavidavitra" (UDB) # mba ho aminareo ny voninahiny, ary mba tsy hanotanareo "mba hanome voninahitra azy ary tsy hanota ianareo" # nanatona "nanakaiky ny"