plt_tn/exo/20/18.md

368 B

feo

"faneno"

trendrombohitra nanetroka

"setroka avy amin'ny tendrombohitra"

toran-kovitra izy ireo

"nangovitra tamin'ny tahotra izy ireo"

nijoro avy lavitra

"nijoro teny lavitra" na "nijoro teny lavidavitra" (UDB)

mba ho aminareo ny voninahiny, ary mba tsy hanotanareo

"mba hanome voninahitra azy ary tsy hanota ianareo"

nanatona

"nanakaiky ny"