plt_tn/exo/05/01.md

797 B

Taorian'ny nitrangan'ireo zavatra ireo

Tsy mazava hoe hafiriana no niandrasan'i Mosesy sy Arona mandra-pandehany hijery an'i Farao.

firavoravoana ho Ahy

Izany dia firavoravoana mba hanompoana an'i Yaveh.

Fa iza moa izany Yaveh izany?

Mampiasa io fanontaniana io i Farao mba hanehoana fa tsy mahalala an'i Yaveh ho andriamanitra ara-dalàna. DH: "Tsy fantatro i Yaveh"

Nahoana aho no tokony...hamela ny Israely handeha

Mampiasa io fanontaniana io i Farao mba handaharana fa tsy mahazo tombony amin'ny fankatoavana an'i Yaveh na amin'ny famelana ireo Israelita handeha mba hanompo Azy. DH: "Tsinontsinona amiko Izy ary tsy tsy hamela ny Israely handeha aho!"

hihaino ny teniny

Ny teny hoe "ny teniny" dia manondro ireo teny notenenin'Andriamanitra. DH: "henoy izay lazainy" (UDB)