plt_tn/exo/05/01.md

20 lines
797 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Taorian'ny nitrangan'ireo zavatra ireo
Tsy mazava hoe hafiriana no niandrasan'i Mosesy sy Arona mandra-pandehany hijery an'i Farao.
# firavoravoana ho Ahy
Izany dia firavoravoana mba hanompoana an'i Yaveh.
# Fa iza moa izany Yaveh izany?
Mampiasa io fanontaniana io i Farao mba hanehoana fa tsy mahalala an'i Yaveh ho andriamanitra ara-dalàna. DH: "Tsy fantatro i Yaveh"
# Nahoana aho no tokony...hamela ny Israely handeha
Mampiasa io fanontaniana io i Farao mba handaharana fa tsy mahazo tombony amin'ny fankatoavana an'i Yaveh na amin'ny famelana ireo Israelita handeha mba hanompo Azy. DH: "Tsinontsinona amiko Izy ary tsy tsy hamela ny Israely handeha aho!"
# hihaino ny teniny
Ny teny hoe "ny teniny" dia manondro ireo teny notenenin'Andriamanitra. DH: "henoy izay lazainy" (UDB)