# Taorian'ny nitrangan'ireo zavatra ireo Tsy mazava hoe hafiriana no niandrasan'i Mosesy sy Arona mandra-pandehany hijery an'i Farao. # firavoravoana ho Ahy Izany dia firavoravoana mba hanompoana an'i Yaveh. # Fa iza moa izany Yaveh izany? Mampiasa io fanontaniana io i Farao mba hanehoana fa tsy mahalala an'i Yaveh ho andriamanitra ara-dalàna. DH: "Tsy fantatro i Yaveh" # Nahoana aho no tokony...hamela ny Israely handeha Mampiasa io fanontaniana io i Farao mba handaharana fa tsy mahazo tombony amin'ny fankatoavana an'i Yaveh na amin'ny famelana ireo Israelita handeha mba hanompo Azy. DH: "Tsinontsinona amiko Izy ary tsy tsy hamela ny Israely handeha aho!" # hihaino ny teniny Ny teny hoe "ny teniny" dia manondro ireo teny notenenin'Andriamanitra. DH: "henoy izay lazainy" (UDB)