plt_tn/est/08/13.md

12 lines
465 B
Markdown

# Ireo Jiosy dia tokony ho vonona hamaly faty ireo fahavalon'izy ireo
Ny hoe mamaly faty dia fomba fiteny izay midika fa handratra olona izay nandratra anao. DH: "hiverina hiady amin'ny fahavalon'izy ireo"
# Nandeha tsy nisy hatak'andro izy ireo
Ny hoe "tsy misy hatak'andro" dia fomba fiteny midika hoe tsy niandry izy ireo. FH: "Nandeha avy hatrany izy ireo"
# Sosana
Io dia tanàna izay nisy ny lapan'ny mpanjaka. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:1.