# Ireo Jiosy dia tokony ho vonona hamaly faty ireo fahavalon'izy ireo Ny hoe mamaly faty dia fomba fiteny izay midika fa handratra olona izay nandratra anao. DH: "hiverina hiady amin'ny fahavalon'izy ireo" # Nandeha tsy nisy hatak'andro izy ireo Ny hoe "tsy misy hatak'andro" dia fomba fiteny midika hoe tsy niandry izy ireo. FH: "Nandeha avy hatrany izy ireo" # Sosana Io dia tanĂ na izay nisy ny lapan'ny mpanjaka. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:1.