plt_tn/est/08/13.md

465 B

Ireo Jiosy dia tokony ho vonona hamaly faty ireo fahavalon'izy ireo

Ny hoe mamaly faty dia fomba fiteny izay midika fa handratra olona izay nandratra anao. DH: "hiverina hiady amin'ny fahavalon'izy ireo"

Nandeha tsy nisy hatak'andro izy ireo

Ny hoe "tsy misy hatak'andro" dia fomba fiteny midika hoe tsy niandry izy ireo. FH: "Nandeha avy hatrany izy ireo"

Sosana

Io dia tanàna izay nisy ny lapan'ny mpanjaka. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:1.