plt_tn/est/05/14.md

567 B

hazo fanantonana

Izany dia fitaovana nampiasaina hamonoana olona amin'ny famatorana ny ilany ilay tady amin'ny ilay hazo ary ny ilany amin'ny tendan'izy ireo ary ampiantonona amin'izany. DH: "hazo fanantonana olona". Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 2:22

dimampolo hakiho ny haavony

"50 hakiho ny haavony". Afaka havadikao amin'ny fandrefesana moderina izany. DH: "roa amby roapolo metatra ny haavony"

nanamboatra an'ireo hazo fanantonana izy

"nasainy nanamboatra hazo fanantonana ny olona"

Sitrak'i Hamana izany

"tian'i Hamana izany hevitra izany"