plt_tn/est/05/14.md

16 lines
567 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hazo fanantonana
Izany dia fitaovana nampiasaina hamonoana olona amin'ny famatorana ny ilany ilay tady amin'ny ilay hazo ary ny ilany amin'ny tendan'izy ireo ary ampiantonona amin'izany. DH: "hazo fanantonana olona". Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 2:22
# dimampolo hakiho ny haavony
"50 hakiho ny haavony". Afaka havadikao amin'ny fandrefesana moderina izany. DH: "roa amby roapolo metatra ny haavony"
# nanamboatra an'ireo hazo fanantonana izy
"nasainy nanamboatra hazo fanantonana ny olona"
# Sitrak'i Hamana izany
"tian'i Hamana izany hevitra izany"