# hazo fanantonana Izany dia fitaovana nampiasaina hamonoana olona amin'ny famatorana ny ilany ilay tady amin'ny ilay hazo ary ny ilany amin'ny tendan'izy ireo ary ampiantonona amin'izany. DH: "hazo fanantonana olona". Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 2:22 # dimampolo hakiho ny haavony "50 hakiho ny haavony". Afaka havadikao amin'ny fandrefesana moderina izany. DH: "roa amby roapolo metatra ny haavony" # nanamboatra an'ireo hazo fanantonana izy "nasainy nanamboatra hazo fanantonana ny olona" # Sitrak'i Hamana izany "tian'i Hamana izany hevitra izany"