plt_tn/est/02/03.md

746 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy niresaka tamin'ny mpanjaka ilay tovolahy mpanompo.

faritany

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1

tranom-behivavy

"toerana nihazomana ireo vadin'ny mpanapaka"

lapa

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:5.

Sosana

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.

Aoka izy ireo hapetraka ao ambany fiahian'i Hegay, tsindranolahin'ny mpanjaka, izay miandraikitra ny vehivavy

DH: "Aoka i Hagay, tsidranonlahin'ny mpanjaka, izay mpiandraikitra ireo vehivavy, hikarakara azy ireo"

Hagay

Izany dia anaran-dehilahy.

ireo fikoloana endrika

Ny "fikoloana tarehy" dia zavatra toy ny menaka fanosotra, na vovoka izay matetika hahosotr'ireo vehivavy amin'ny tarehy na ny vatan'izy ireo mba hanatsarana ny endrik'izy ireo.