plt_tn/est/02/03.md

32 lines
746 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy niresaka tamin'ny mpanjaka ilay tovolahy mpanompo.
# faritany
Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1
# tranom-behivavy
"toerana nihazomana ireo vadin'ny mpanapaka"
# lapa
Hadikao toy ny tao amin'ny 1:5.
# Sosana
Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.
# Aoka izy ireo hapetraka ao ambany fiahian'i Hegay, tsindranolahin'ny mpanjaka, izay miandraikitra ny vehivavy
DH: "Aoka i Hagay, tsidranonlahin'ny mpanjaka, izay mpiandraikitra ireo vehivavy, hikarakara azy ireo"
# Hagay
Izany dia anaran-dehilahy.
# ireo fikoloana endrika
Ny "fikoloana tarehy" dia zavatra toy ny menaka fanosotra, na vovoka izay matetika hahosotr'ireo vehivavy amin'ny tarehy na ny vatan'izy ireo mba hanatsarana ny endrik'izy ireo.