# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy niresaka tamin'ny mpanjaka ilay tovolahy mpanompo. # faritany Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1 # tranom-behivavy "toerana nihazomana ireo vadin'ny mpanapaka" # lapa Hadikao toy ny tao amin'ny 1:5. # Sosana Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1. # Aoka izy ireo hapetraka ao ambany fiahian'i Hegay, tsindranolahin'ny mpanjaka, izay miandraikitra ny vehivavy DH: "Aoka i Hagay, tsidranonlahin'ny mpanjaka, izay mpiandraikitra ireo vehivavy, hikarakara azy ireo" # Hagay Izany dia anaran-dehilahy. # ireo fikoloana endrika Ny "fikoloana tarehy" dia zavatra toy ny menaka fanosotra, na vovoka izay matetika hahosotr'ireo vehivavy amin'ny tarehy na ny vatan'izy ireo mba hanatsarana ny endrik'izy ireo.