plt_tn/eph/06/05.md

635 B

mankatoava

Ity dia baiko.

amin'ny haja ambony sy fangovitana

Ny fehezanteny hoe ''amin'ny haja ambony sy fangovitana" dia mampiasa teny mitovitovy mba hanamafisana ny hevitry ny haja sy ny toe-tsain'izy ireo ary ny fihetsika.

fangovitana

''toy ny hoe mangovitry ny tahotra ianareo''

amin'ny fahatsoran'ny fonareo

''tena tsotra tanteraka''

tahaka ny mpanompon'i Kristy

Tompoy toy ny hoe Kristy mihintsy ny tomponareo eto an-tany.

Manompoa amin'ny fonareo manontolo, tahaka ny hoe manompo ny Tompo ianareo fa tsy olona

'''Miasà am-pifaliana, satria miasa ho an'ny Tompo ianareo fa tsy hampifaly ny olona fotsiny.