# mankatoava Ity dia baiko. # amin'ny haja ambony sy fangovitana Ny fehezanteny hoe ''amin'ny haja ambony sy fangovitana" dia mampiasa teny mitovitovy mba hanamafisana ny hevitry ny haja sy ny toe-tsain'izy ireo ary ny fihetsika. # fangovitana ''toy ny hoe mangovitry ny tahotra ianareo'' # amin'ny fahatsoran'ny fonareo ''tena tsotra tanteraka'' # tahaka ny mpanompon'i Kristy Tompoy toy ny hoe Kristy mihintsy ny tomponareo eto an-tany. # Manompoa amin'ny fonareo manontolo, tahaka ny hoe manompo ny Tompo ianareo fa tsy olona '''Miasà am-pifaliana, satria miasa ho an'ny Tompo ianareo fa tsy hampifaly ny olona fotsiny.