plt_tn/eph/06/05.md

24 lines
635 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mankatoava
Ity dia baiko.
# amin'ny haja ambony sy fangovitana
Ny fehezanteny hoe ''amin'ny haja ambony sy fangovitana" dia mampiasa teny mitovitovy mba hanamafisana ny hevitry ny haja sy ny toe-tsain'izy ireo ary ny fihetsika.
# fangovitana
''toy ny hoe mangovitry ny tahotra ianareo''
# amin'ny fahatsoran'ny fonareo
''tena tsotra tanteraka''
# tahaka ny mpanompon'i Kristy
Tompoy toy ny hoe Kristy mihintsy ny tomponareo eto an-tany.
# Manompoa amin'ny fonareo manontolo, tahaka ny hoe manompo ny Tompo ianareo fa tsy olona
'''Miasà am-pifaliana, satria miasa ho an'ny Tompo ianareo fa tsy hampifaly ny olona fotsiny.