plt_tn/eph/04/23.md

12 lines
606 B
Markdown

# mba hihavao ao amin'ny fanahin'ny sainareo
DH: ''mba hamela an'Andriamanitra hanova ny toetranareo sy ny fisainanareo'' na ''mba hamela an'Andriamanitra hanome toetra sy fisainana vaovao ho anareo''
# mba hitafy ilay olom-baovao izay nohariana araka ny endrik'Andriamanitra
Paoly miresaka ireo toetra tsara toy ny hoe singan'akanjo izany. DH: "mba hiaina ny fiainanareo vaovao, izay nohariana araka ny endrik'Andriamanitra'' na ''mba hanomboka hiaina amin'ny fomba vaovao satria nohariana araka ny endrik'Andriamanitra ianareo''
# amin'ny tena fahamarinana sy fahamasinana
''tena marina sy masina''