# mba hihavao ao amin'ny fanahin'ny sainareo DH: ''mba hamela an'Andriamanitra hanova ny toetranareo sy ny fisainanareo'' na ''mba hamela an'Andriamanitra hanome toetra sy fisainana vaovao ho anareo'' # mba hitafy ilay olom-baovao izay nohariana araka ny endrik'Andriamanitra Paoly miresaka ireo toetra tsara toy ny hoe singan'akanjo izany. DH: "mba hiaina ny fiainanareo vaovao, izay nohariana araka ny endrik'Andriamanitra'' na ''mba hanomboka hiaina amin'ny fomba vaovao satria nohariana araka ny endrik'Andriamanitra ianareo'' # amin'ny tena fahamarinana sy fahamasinana ''tena marina sy masina''