plt_tn/eph/04/23.md

606 B

mba hihavao ao amin'ny fanahin'ny sainareo

DH: ''mba hamela an'Andriamanitra hanova ny toetranareo sy ny fisainanareo'' na ''mba hamela an'Andriamanitra hanome toetra sy fisainana vaovao ho anareo''

mba hitafy ilay olom-baovao izay nohariana araka ny endrik'Andriamanitra

Paoly miresaka ireo toetra tsara toy ny hoe singan'akanjo izany. DH: "mba hiaina ny fiainanareo vaovao, izay nohariana araka ny endrik'Andriamanitra'' na ''mba hanomboka hiaina amin'ny fomba vaovao satria nohariana araka ny endrik'Andriamanitra ianareo''

amin'ny tena fahamarinana sy fahamasinana

''tena marina sy masina''