plt_tn/eph/04/20.md

1.1 KiB

Fa tsy izany no fomba nianaranareo ny momban'i Kristy

Ny teny hoe ''izany'' dia maneho ny fomba fiainan' ireo Jentilisa, tahaka ny voafaritra tao amin'ny 4:17. Ity dia manamafy fa izay nianaran'ireo mpino momban'i Kristy dia mifanohitra amin'izany. DH: ''Fa tsy tahaka izany ny nianaranareo momban'i Kristy''

Inoako fa naheno ny momba Azy ianareo, ary nampianarina tao aminy

Paoly dia mahafantatra fa ireo Efesiana dia nandre sy nampianarina.

nampianarina tao aminy

Ireo dika azo heverina: 1) ''nampianatra anareo ny olon'i Jesosy'' na 2) ''nisy olona nampianatra anareo satria olon'i Jesosy ianareo.''

satria ny fahamarinana dia ao amin'i Jesosy

''satria 'marina ny zavatra rehetra momban'i Jesosy''

mba hanary ny fomba fiainanareo taloha

Paoly miresaka ireo toetra tsara toy ny hoe singan'akanjo izany. DH: ''mba hanajanona ny fomba fiainanareo taloha''

mba hanary ny toetra taloha

Paoly miresaka ireo toetra tsara toy ny hoe singan'akanjo izany. DH: ''mba hanajanona ny fomba fanaonareo taloha''

izay simba nohon'ny fitaky ny filàny

Paoly dia miresaka ny toetran'olombelona feno fahotana toy ny hoe faty mianjera ao amin'ny fasany izany.