# Fa tsy izany no fomba nianaranareo ny momban'i Kristy Ny teny hoe ''izany'' dia maneho ny fomba fiainan' ireo Jentilisa, tahaka ny voafaritra tao amin'ny 4:17. Ity dia manamafy fa izay nianaran'ireo mpino momban'i Kristy dia mifanohitra amin'izany. DH: ''Fa tsy tahaka izany ny nianaranareo momban'i Kristy'' # Inoako fa naheno ny momba Azy ianareo, ary nampianarina tao aminy Paoly dia mahafantatra fa ireo Efesiana dia nandre sy nampianarina. # nampianarina tao aminy Ireo dika azo heverina: 1) ''nampianatra anareo ny olon'i Jesosy'' na 2) ''nisy olona nampianatra anareo satria olon'i Jesosy ianareo.'' # satria ny fahamarinana dia ao amin'i Jesosy ''satria 'marina ny zavatra rehetra momban'i Jesosy'' # mba hanary ny fomba fiainanareo taloha Paoly miresaka ireo toetra tsara toy ny hoe singan'akanjo izany. DH: ''mba hanajanona ny fomba fiainanareo taloha'' # mba hanary ny toetra taloha Paoly miresaka ireo toetra tsara toy ny hoe singan'akanjo izany. DH: ''mba hanajanona ny fomba fanaonareo taloha'' # izay simba nohon'ny fitaky ny filàny Paoly dia miresaka ny toetran'olombelona feno fahotana toy ny hoe faty mianjera ao amin'ny fasany izany.